close
Hankany amin'ny vontoatiny

kianja

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Image Anarana iombonana

kianja

  1. Un espace ouvert pour se rassembler ou jouer.
    • Any ivelan' ny kianja iriariavan' ny atao hoe "olombelona" izy fa tsy ao anatiny!
  2. Un terrain délimité, tel qu'un terrain de jeu.
    • Nisy moraingy tamin' izay ka nivory teo an-kianja ny olona.
  3. Une cour, une place ouverte, souvent située au centre d'un village, utilisée pour les rassemblements, les réunions et les festivités.