close
Hankany amin'ny vontoatiny

Ananas

Avy amin'i Wikipedia
Image
Mananasy (Ananas comosus)

Ny Ananas dia antokon-javamaniry ao amin' ny fianakaviana Bromeliaceae. Teratany any Amerika Atsimo izy. Io no antoko ahitana ilay "voankazo" azo hanina ho an' ny olombelona, avy amin' ​​ny karazana atao hoe Ananas comosus (mananasy), izay tsy inona fa vondromboniny. Misy karazany 2 hatramin' ny 6 izy, arakaraka ny mpanoratra.

Lisitry ny karazana

[hanova | hanova ny fango]

Fanasokajiana klasika izay nahitana karazana 6 hatramin' ny 8[1]:

Image
Ananas macrodontes

Ny antoko Ananas dia ahitana karazany roa ihany, araka ny voalazan' ny World Checklist of Selected Plant Families[2] sy ny mpanoratra hafa[3]:

Ovan-karazan' ny Ananas comosus

[hanova | hanova ny fango]

Indreto ny ovan-karazan' ny Ananas comosus izay heverin' ny mpanoratra talohan' ny taona 2003 ho karazana manokana[2]:

  • Ananas comosus var. bracteatus (L.B.Sm.) Coppens & F.Leal (← Ananas bracteatus (Lindl.) Schult. & Schult.f.)
  • Ananas comosus var. comosus (Linnaeus) Merrill (← Ananas comosus)
  • Ananas comosus var. erectifolius (L.B.Sm.) Coppens & F.Leal (← Ananas erectifolius Smith, Ananas lucidus Mill.)
  • Ananas comosus var. microstachys (Mez) L.B.Sm. (← Ananas ananassoides (Baker) L.B.Sm.)
  • Ananas comosus var. parguazensis (Camargo & L.B.Sm.) Coppens & F.Leal (← Ananas parguazensis Camargo & L.B.Sm.)

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
  1. "DD0314 Most Ananas are Cultivars.", www.bromeliad.org.au
  2. 1 2 "Ananas Mill.", powo.science.kew.org
  3. "The Last Revision of Pineapple Nomenclature", agritrop.cirad.fr