close
WordPress.org

Mombamomba

Sary famantarana

Graphics & Logos

Sary famantarana ofisialin'ny WordPress

Raha mila ny sary famantarana ny WordPress ianao ho atao amin’ny tranonkala na anaty ranty, tsara kokoa raha ny iray amin’ireto manaraka ireto no ampiasaina. Entanina hatrany ianao mba hifanaraka amin’ny  Politika fampiasana ny marika WordPress ny fomba hampiasana azy .

Hisintona

Image

Sary famantarana ny WordPress

Karazany rehetra

Adobe Illustrator CS5+ Sketch 3

Image

Sary famantarana WordPress

Na koa, araka ny lamina mitsangana

PDF (Vecteur)

PNG (Volondavenona/makarakara)

PNG (Fotsy/makarakara)

Image

Sary famantarana ny WordPress

Mari-pamantarana misy soratra

PDF (Vecteur)

PNG (Volondavenona/makarakara)

PNG (Fotsy/makarakara)

Image

Sary famantarana WordPress

Mari-pamantarana W

PDF (Vecteur)

PNG (BaseGray/transparent)

PNG (Fotsy/makarakara)

Image

Sary famantarana WordPress

Nohamoraina

PDF (Vecteur)

PNG (Volondavenona/makarakara)

Fadio ny sary famantarana hosoka (fauxgo)

Ny tena namana tsy mba mamela ny namany hampiasa sary famantarana WordPress diso. Raha sanatria mahita an'ireny eny rehetra eny ianao dia bitsiho moramora izay nanao azy mba hanitsy.

Image